|
|
|
|

Entry1  tsy hita zambazamba
Elementary words  2 tsy, 3 hita, 4 zambazamba
Part of speech  5  locution
Explanations in Malagasy  6 tsy hita isa, tsy hita pesipesenina
7 tsy azo oharina, tsy manam-paharoa [1.1]
Examples  8  nefa lavitra tsy hita zambazamba akory ny firazanany. [2.69]
Synonyms  9 tsy hita hirangirana, tsy hita lavadavaka, tsy hita noanoa, tsy hita pesipesenina, tsy hita velively

Updated on 2025/10/11